Mah-FreRa

Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay Mampahery ahy

Miarahaba anao tompoko! ity tranonkala ity dia nataoko hizarana zava-tsoa ho anao sy hanampiana hitsidika an'ireo pejiko izay voatanisa etsy ambany ireo :

ZaouPro shop - Vente des logiciels - fournitures de bureau - accéssoires des instruments de musique
ZaouPro Center - Centre de formation Professionnelle et de l'art musicale - vente des livres et des vidéos
Youtube - MahFreRa - Vidéos des formation divers et tutoriels - Production Musicale
Soundcloud - Mah FreRa - Production de Studio ZaouPro
Spotify - MahFreRa -  - Production de Studio ZaouPro
Linkedin - Mon compte Linkedin
Instagram - MaFreRa - Mon compte Instagram
X - MahFreRa  Mon compte X

Aza misalasala ary mandefa hafatra raha misy ny tianao ho fantantra efa eo ambany eo ireo laharana sy mailaka izay ahafahanao mifandray amiko

ZaouPro@gmail.com
+261 32 89 950 37 - +261 34 93 912 81

👉ATO NDRAY ARY OOO...!!! AVERIKO ALEFA SAO DIA MBOLA MISY TSY NAHARAKA OOOO...!!! 👏👏👏

🤔👩‍🎓Mety efa nahay kely ve ianao ka te handalina?❓💪👀 🙉 🧐Mety sahirana koa mitady namana hiara hanao fampiharana ❓🔬🙄 🤤 🕵️Ity misy vahaolana ho anao euh🕵️🤲 🗝️FAMPIANARANA & FANAZARAN-TENA🏋️ 🗣️ Hiteny Frantsay na Anglisy 🎼Mozika (guitare🎸, flute na sodina,...) ✍️Manoratra & mamaky teny📝 🖥️Informatique (bureautiques)💻 🎀Manjaitra (lamba)🎗️ 🙏😴Hoan'ireo izay mbola tsy mahay mihitsy dia aza misalasala manatona fa tsy mifidy taona na manavaka saranga ny fampianarana ato fa izay tonga dia raisina am-pitiavana daholo.🤗😇 😲Misy ihany koa ireo tolotra hafa izay ahafahanao manatanteraka ny nofinofinao hatrizay amin'ny sarany mirary dia mirary♻️🆗 🎶 création instrumental(playback) tsara tefy 🎹🎸🎷📯🎻🎺 🎙️mandray feo ho an'ireo hanao (toriteny, tononkalo, slam,tsianjery, angano, sns.)🎤 🏠Toerana: Tsararano Ambony ☎️Contact : 032 89 950 37 / 034 93 912 81 ▶️🔛↗️Zarao amin'ny namanao ity fa mety mahasoa azy ✔️⛓️ Misaotra tompoko !

I BUILT MY SITE FOR FREE USING